Wikipedia:Fandraisana Takelak’ity volana ity Lahatsoratra tsara vakiana Sarin’ity herinandro ity Ny vaovao Efemerida Tetikasa Wikipedia amin'ny fiteny vahiny Meny fitetezanaovainadia azonao ampiana na foroninaWikimedia Foundation ireo volavolaincubatorincubatortetikasa iraisanaWikiversite iraisanaOvay
Sary eo amin'ny fandraisana
SokajyFikambananaFanoroanatsipelina marofiteny tagalaogyfiteny anglisyTaiwanMalaiziaBruneiIndoneziaKalimantanLuzonVisayaMindanaoVisayaCebuBoholPanayMasbateSamarLeyteMindanaoPalawanWikimedia Foundation ireo volavolaanglisyalemanafrantsaynerlandeyitalianamalagasyespaniolarosyjaponeyportogey
Wikipedia:Fandraisana
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
Tonga soa eto amin’i Wikipedia ny raki-pahalalana malalaka azon’ny tsirairay ovaina | lahatsoratra 91 519 amin’ny teny malagasy |
Pejy rehetra · |
![]() Naturalis Historia, raki-pahalalana voalohany (fanontana ny taona 1669 io natolotra io) Ny raki-pahalalana (izay manana tsipelina maro) dia boky firaketana ny fampahalalana mikasika ny fahaizan'ny olombelona. Ny raki-pahalalana ankehitriny dia na vita taratasy (toy ny Rakibolana Rakipahalalana) na eo amin'ny Aterineto (toy i Wikipedia) izay mirakitra lahatsoratra maro amin'ny taranja iray ho an'ireo raki-pahalalana manokana, na amin'ny taranja rehetra ho an'ireo raki-pahalanana tsotra. Roa arivo taona izay no nisian'ny rakipahalalana voalohany ; ny rakipahalalana voalohany, Tantara Voajanahary ("Histoire Naturelle" amin'ny teny frantsay), dia nosoratan'i Pliniosy Be Taona tamin'ny 77 CE tany ho any. Ny raki-pahalalana araka ny amantaratsika azy amin'izao fotoana izao, dia nipoitra tamin'ny taonjato faha 17. Tafiditra anaty boky iray ny raki-pahalalana, kanefa ny raki-pahalalana sasany, toa ny Encyclopaedia Britannica amin'ny fiteny anglisy, na ny Enciclopedia universal ilustrada europeo-americana amin'ny fiteny espaniola, dia raki-pahalalana misy "volume" amam-polony (32 ho an'ilay voalohany, 70 ho an'ilay faharoa). Ankehitriny, misy raki-pahalalana elektrônika (an-tranonkala na amin'ny CD), toa i Wikipedia (manana sampanana amin'ny fiteny mahery ny 250), na Citizendium. (tohiny...) |
![]() ◄ ►
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Manana ny tohan'ny Wikimedia Foundation ireo volavola :
![]() | Meta-Wiki Toerana iraisan'ny fikambanan'ny tetikasa rehetra | ![]() | Wikibolana Raki-bolana malalaka | ![]() | Wikigazety Gazety malalaka (incubator) | ||
![]() | Wikiboky Lahatsoratra sy boky malalaka | ![]() | Wikitanisa raki-pitanisana (incubator) | ![]() | Wikifamakiam-boky famakiam-boky (tetikasa iraisana) | ||
![]() | Wikiversite Komonitia Pedagôjika (Wikiversite iraisana) | ![]() | Wikispecies Tetikasa iraisana | ![]() | Wikimedia Commons Toerana ametrahana ny rakitra Multimedia |
Sokajy :
- Sary eo amin'ny fandraisana
(window.RLQ=window.RLQ||[]).push(function()mw.config.set("wgPageParseReport":"limitreport":"cputime":"0.148","walltime":"0.218","ppvisitednodes":"value":355,"limit":1000000,"ppgeneratednodes":"value":0,"limit":1500000,"postexpandincludesize":"value":12732,"limit":2097152,"templateargumentsize":"value":712,"limit":2097152,"expansiondepth":"value":7,"limit":40,"expensivefunctioncount":"value":2,"limit":500,"unstrip-depth":"value":0,"limit":20,"unstrip-size":"value":5010,"limit":5000000,"entityaccesscount":"value":0,"limit":400,"timingprofile":["100.00% 86.326 1 -total"," 43.92% 37.915 1 Endrika:Volavola_afa"," 38.69% 33.401 9 Endrika:Lien_sur_image"," 10.71% 9.246 1 Endrika:Sarin'ity_herinandro_ity"," 9.04% 7.803 1 Endrika:Efemerida"," 8.32% 7.185 1 Wikipedia:Takelaka/3_2019"," 6.69% 5.777 1 Endrika:Début_cadre"," 6.24% 5.384 1 Wikipedia:Sary/*/Herinandro_12_2019"," 4.98% 4.299 1 Wikipedia:Vaovao"," 4.22% 3.644 1 Wikipedia:Takelaka/*/tsara_vakiana"],"cachereport":"origin":"mw1238","timestamp":"20190321023256","ttl":3600,"transientcontent":true);mw.config.set("wgBackendResponseTime":429,"wgHostname":"mw1238"););